| Entrée (1/2) | 1 manambara |
| Radical | 2 ambara |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
9 Milaza: Iza no nanambara izany taminao? 10 Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to reveal, to disclose
[1.2, 1.7] 12 to tell, to announce [1.2] |
| Explications en français |
13 révéler; annoncer
[1.3, 1.8] 14 dire, manifester [1.3] |
| Exemples |
15 Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
[2.245#]
16 Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany. [2.445#] |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 18 manambara |
| Radical | 19 tambatra |
| Partie du discours | 20 impératif du verbe actif manambatra [Liste complète] |
| Synonymes | 21 manatambara |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|