|
|
|
|

Entrée 1  manampatra
Radical  2 ampatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy
9 Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý
10 Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa [1.1]
Explications en anglais  11 to stretch out the limbs. [1.2]
12 to stretch out; to extend [1.7]
Explications en français  13 étendre; allonger [1.3, 1.8]
14 déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) [1.3]
Exemples  15  fa ny adala kosa manampatra ny hadalany. [2.996#]
Combinaisons  16  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manampatra
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  manampatra, 18 mpanamatra

Mis à jour le 2026/04/21