| Entrée | 1 mananatra |
| Radical | 2 anatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
9 Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny 10 Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to advise; to rebuke
[1.2, 1.7] 12 to warn, to admonish, to chastise. 13 In the provinces it means to teach. [1.2] |
| Explications en français |
14 conseiller
[1.8] |
| Exemples |
15 Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany;
[2.69#]
16 Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako! [1.437#] |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | mananatra, 18 manantara, 19 manatrana, manatràna, 20 marantana |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|