|
|
|
|

Entrée 1  manandevo
Radical  2 andevo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
Explications en anglais  9 to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
10 to practice slavery, to make a slave of [1.7]
Explications en français  11 pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
12 asservir [3.1]
Exemples  13  Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
14  Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]

Anagrammes  manandevo, 15 mandevòna, mandevona

Mis à jour le 2026/08/15