|
|
|
|

Entrée 1  manandratra
Radical  2 sandratra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manainga ho ambony: Manandra-tanana
9 Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
Explications en anglais  10 to lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
Explications en français  11 soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Exemples  12  Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470#18]

Mis à jour le 2026/04/20