| Entrée | 1 manangoly |
| Radical | 2 angoly |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
9 Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly 10 Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny 11 Jer. kolikoly [1.1] |
| Explications en anglais |
12 to cheat, to deceive, to ensnare.
[1.2] 13 to lead astray [1.7] |
| Explications en français |
14 séduire, tromper
[1.8] |
| Anagrammes | 15 manangilo, manangoly |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|