|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manapitra
Radical  2 tapitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha
9 Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga
10 (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika [1.1]
Explications en anglais  11 to finish, to bring to an end [1.7]
Explications en français  12 achever [1.3, 1.8]
13 compléter [1.3]
14 épuiser; terminer [1.8]
Exemples  15  Horakoraka indray no manapitra izay. [2.499#12]
16  Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [2.643#57]

Entrée (2/2) 17  manapitra
Radical  18 tapitra
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en français  20 salir [1.3]

Anagrammes  21 mañapatry, manapitra, 22 mpanaitra, 23 mpianatra, 24 mpiatrana

Mis à jour le 2026/04/20