| Entrée | 1 manaraby |
| Radical | 2 haraby |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Maneso; mamazivazy
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 to jeer at, to ridicule.
[1.2, 1.7] |
| Explications en français |
10 railler; ridiculiser
[1.8] |
| Exemples |
11 Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa
[2.996]
12 Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#] |
| Anagrammes | 13 anambary, 14 baramina, 15 mañabira, manabira, manaraby, 16 mibaraña |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|