|
|
|
|

Entrée 1  manasavorovoro
Radical  2 savorovoro
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy [1.1]
Explications en anglais  9 to entangle, to put in disorder [1.7]
Explications en français  10 embrouiller, mettre en désordre [1.8]
Exemples  11  Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana! [2.503#]
Synonymes  12 manavorovoro

Mis à jour le 2026/04/22