|
|
|
|

Entrée 1  manatratra
Radical  2 tratra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
9 Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
10 Mamonjy
11 Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1]
Synonymes  12 mamonjy

Mis à jour le 2026/04/22