| Entrée | 1 manatsilany |
| Radical | 2 tsilany |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany
9 Mametraka (zavatra) ka ny vavany no atao ambony [1.1] |
| Anagrammes | 10 manala tsiny, manatsilany, 11 tsimananila |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|