|
|
|
|

Entrée 1  manavanana
Radical  2 havanana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia
8 Mahakinga: Manavanana azy ny miteny
9 Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý
10 Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy. [1.1]
Explications en anglais  11 right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands. [1.2]
12 to be easy, to be convenient for one [1.7]
Explications en français  13 être facile; qu'on trouve commode [1.8]
Exemples  14  ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472#12]
Antonymes  15 manavia
Combinaisons  16  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manavanana
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22