|
|
|
|

Entrée 1  manavesatra
Radical  2 vesatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
9 Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
10 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1]
Explications en anglais  11 to weigh down [1.7]
Explications en français  12 mettre un fardeau sur [1.8]
Exemples  13  Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. [2.499#]
14  Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472#23]
Autres orthographes  15 mamesatra
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 mañavaratse, manavesatra

Mis à jour le 2026/04/22