|
|
|
|

Entrée 1  mandaboka
Radical  2 daboka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
9 Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [1.1]
Explications en anglais  10 to beat, to strike, to throw down, to dash [1.2]
Explications en français  11 Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [1.3]
Exemples  12  Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. [2.895#]
Autres orthographes  13 manadaboka

Mis à jour le 2026/04/22