| Entrée | 1 mandanilany |
| Radical | 2 lanilany |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Exemples |
7 Faly ery Ramatoa fa tsy nandanilany vola ny vadiny;
[2.470#11]
8 Ny tany tsy sahiran-drano dia mandanilany foana ny rano ao aminy. [2.445#53] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|