|
|
|
|

Entrée 1  mandeha
Radical  2 leha
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko
9 Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory
10 Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha
11 Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina
12 Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina
13 Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny?
14 Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? [1.1]
Combinaisons  15  26 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mandeha
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 Hemdana, mandeha

Mis à jour le 2026/04/21