|
|
|
|

Entrée 1  mandiso
Radical  2 diso
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko
9 Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [1.1]
Explications en anglais  10 to err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [1.2]
11 to deceive, to mislead; to make something wrong [1.7]
Explications en français  12 tromper; induire en erreur [1.8]
Exemples  13  Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [2.471#71]

Anagrammes  mandiso, 14 sominda

Mis à jour le 2026/04/20