|
|
|
|

Entrée 1  mandohalika
Radical  2 lohalika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1]
Explications en anglais  9 to kneel [1.7]
Explications en français  10 s'agenouiller [1.8]
Exemples  11  Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472#188]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 mandakolahy, mandohalika, 14 mandokalahy

Mis à jour le 2026/04/21