|
|
|
|

Entrée 1  mandoko
Radical  2 loko
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra
9 Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto
10 Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1]
Explications en anglais  11 to paint, to color; to glue [1.7]
Explications en français  12 peindre, colorer; coller [1.8]
Exemples  13  Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]

Anagrammes  14 komando, mandoko

Mis à jour le 2026/04/20