|
|
|
|

Entrée 1  mandoro
Radical  2 doro
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
9 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
10 Manao: Mandoro arina [1.1]
Explications en anglais  11 to burn [1.7]
Explications en français  12 brûler [1.8]
Exemples  13  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470#46]
14  Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472#144]
Analogues  15  mampirehitra, 16  manatsetsaka, 17  manatsolo, 18  mandotra, 19  mandrehitra
Combinaisons  20  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mandoro
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mandoro, 22 mondrao

Mis à jour le 2026/04/22