|
|
|
|

Entrée 1  mandrafitra
Radical  2 rafitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy
9 Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy
10 Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany
11 Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [1.1]
Explications en anglais  12 to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [1.2]
13 to construct; to do carpenter work [1.7]
Explications en français  14 construire, ajuster le bois [1.8]
Exemples  15  Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. [1.384#]
Combinaisons  16  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mandrafitra
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mandrafitra, 18 mandrifatra

Mis à jour le 2026/04/21