|
|
|
|

Entrée 1  mandre
Radical  2 re
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
9 Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
10 Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
11 Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana
12 Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1]
Explications en anglais  13 to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7]
Explications en français  14 entendre, apprendre, sentir [1.3]
15 entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8]
Exemples  16  Tsy mandre mihitsy anie aho e! [2.117#]
17  Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#]
18  Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#]
Vocabulaire  19  Biologie
Synonymes  20 mahare
Combinaisons  21  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mandre
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22