|
|
|
|

Entrée 1  mandreraka
Radical  2 reraka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra
9 Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy
10 Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [1.1]
Explications en anglais  11 to make tired, to exhaust [1.7]
Explications en français  12 épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [1.3]
13 épuiser, affaiblir [1.8]
Exemples  14  - mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
15  Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka. [2.4#36]

Anagrammes  16 mandrarake, mandreraka

Mis à jour le 2026/04/20