|
|
|
|

Entrée 1  manendrikendrika
Radical  2 endrikendrika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana [1.1]
Explications en anglais  9 to slander, to make insinuations against [1.7]
Explications en français  10 calomnier [1.3#126, 1.8]
11 accuser de faux [1.3]
12 médire par insinuation [1.8]
Exemples  13  Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao. [2.895#41]
14  Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [2.508#418]

Mis à jour le 2026/04/20