|
|
|
|

Entrée 1  manendry
Radical  2 tendry
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany [1.1]
9 Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [1.1]
10 (na manandry) Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [1.1]
11 Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [1.1]
Explications en anglais  12 to appoint, to fix [1.2#638]
Explications en français  13 toucher du doigt, de la main [1.3#695]
14 désigner, indiquer, choisir, fixer [1.3]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manendry

Anagrammes  16 mandreny, manendry

Mis à jour le 2026/04/20