| Entrée (1/3) | 1 maneno |
| Radical | 2 neno |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany?
9 Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely 10 Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona 11 Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako 12 Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1] |
| Explications en anglais |
13 To sound
[1.2, 1.7] 14 To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2] 15 To ring out [1.7] |
| Explications en français |
16 Sonner, retentir
[1.3, 1.8] 17 Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3] |
| Exemples |
18 Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany.
[2.470#78]
|
| Vocabulaire | 19 Son |
| Combinaisons | 20 11 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot maneno |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/3) | 22 mañeno |
| Radical | 23 eno |
| Partie du discours | 24 verbe actif |
| Explications en malgache |
25 [Antesaka+Sihanaka] maneno
[1.78] |
| Entrée (3/3) | 26 maneno |
| Partie du discours | 27 verbe actif |
| Explications en malgache |
28 [Antesaka] mampiempo (tenoy)
[1.78] |
| Anagrammes | mañeno, maneno, 29 manone, 30 menona, 31 monèna |
| Mis à jour le 2026/08/13 |
|