|
|
|
|

Entrée 1  maneritery
Radical  2 teritery
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 masser [1.196]
Exemples  8  ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny. [2.59#65]
9  Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka. [2.895#57]
10  Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa. [1.369#]

Mis à jour le 2026/04/20