| Entrée | 1 mangetrika |
| Radical | 2 hetrika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
8 Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana 9 Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] |
| Synonymes | 10 manetriketrika, mangetriketrika |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|