|
|
|
|

Entrée 1  mangorovitsika
Radical  2 horovitsika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana
8 Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada [1.1]
Explications en anglais  9 to feel itchy; to be uneasy [1.7]
Explications en français  10 avoir des fourmis; être inquiet [1.8]
Exemples  11  Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery. [2.895#136]
12  Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako. [2.4#56]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21