|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  maniry
Radical  2 iry
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [mañiry] [Tanala] mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [1.78]
9 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy
10 Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]
Explications en anglais  11 to wish for, to desire [1.7]
Explications en français  12 désirer, convoiter [1.8]
Vocabulaire  13  Emotions
Analogues  14  mandritika, 15  mangetaheta mitsiriritra, 16  mangirika, 17  mibidibidy, 18  miharana, 19  mikatsaka, 20  milela-tanana, 21  milendalenda, 22  mirary, 23  mitady, 24  mitelin-drora, 25  mitomany
Combinaisons  26  13 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot maniry
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 28  maniry
Radical  29 tsiry
Partie du discours  30  verbe actif
Morphologie 
31  Présent :
32  Passé :
33  Futur :
34  Impératif :
Explications en malgache  35 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako
36 Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona
37 Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
Explications en anglais  38 to sprout, to grow [1.7]
Explications en français  39 pousser, croître [1.8]
Vocabulaire  40  Botanique: (en général)
Combinaisons  41  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot maniry
Proverbes  42  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  maniry, 43 mariny, 44 miriña

Mis à jour le 2026/04/22