|
|
|
|

Entrée 1  manivaka
Radical  2 ivaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Sihanaka] manavatsava, mamakivaky [1.78]
9 Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
10 Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
11 Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1]
Explications en anglais  12 to cut across, to take a shortcut [1.7]
Explications en français  13 prendre un raccourci, traverser [1.8]
Synonymes  14 manivakivaka

Anagrammes  15 manavika, manivaka, 16 mivakana, mivakàna, 17 mivanakà, mivanàka

Mis à jour le 2026/08/15