|
|
|
|

Entrée 1  manjono
Radical  2 jono
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona
9 Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo
10 Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [1.1]
Explications en anglais  11 to fish with hook and line [1.7]
Explications en français  12 pêcher à la ligne [1.8]
Exemples  13  ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  manjono, 15 manonjo, 16 monjona

Mis à jour le 2026/04/21