| Entrée (1/2) | 1 mankatò |
| Radical | 2 to |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
9 Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1] |
| Explications en français |
10 accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir
[1.3] |
| Exemples |
11 Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra?
[2.4#20]
12 Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472#71] |
| Entrée (2/2) | 13 mankato |
| Radical | 14 ato |
| Partie du discours | 15 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en français |
19 aller à, conduire à
[1.3] |
| Anagrammes | mankato, mankatò, 20 montaka |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|