|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manohatra
Radical  2 ohatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Bezanozano] mampitovy [1.78]
9 Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
10 Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
11 Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
Explications en anglais  12 to measure, to compare. [1.2]
13 to compare; to fit to try [1.7]
Explications en français  14 comparer, essayer un vêtement, etc [1.8]
Exemples  15  Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285#]
16  Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314#]
Combinaisons  17  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manohatra
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 19  manohatra
Radical  20 tohatra
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22 Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]

Anagrammes  23 maharanto, 24 mahatrona, 25 manatroha, manohatra, 26 mantahora

Mis à jour le 2026/04/21