| Entrée (1/2) | 1 manondrotra |
| Radical | 2 tondrotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manatodika
9 Manolaka (hadisoana) 10 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1] |
| Entrée (2/2) | 11 manondrotra |
| Radical | 12 sondrotra |
| Partie du discours | 13 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
18 Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany
[1.1] |
| Exemples |
19 bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany.
[2.470#151]
|
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|