| Entrée | 1 manontanintany |
| Radical | 2 ontanintany |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Exemples |
7 Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny
[2.324]
8 Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14] 9 Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112] |
| Autres orthographes | 10 manontanitany |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|