|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  manopy
Radical  2 topy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra
9 Manipy [1.1]
Explications en anglais  10 to glance at
11 to throw water, etc., on [1.7]
Explications en français  12 jeter un coup d'oeil sur
13 asperger d'eau [1.8]
Exemples  14  Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy: [2.470#62]
15  Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy. [2.583#4]
Combinaisons  16  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manopy

Entrée (2/3) 17  mañopy
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19 [Antesaka] miambina, miandry [1.78]

Entrée (3/3) 20  mañopy
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22 [Antesaka] mamela vatsy [1.78]

Anagrammes  23 inampo, mañopy, manopy, 24 pamony

Mis à jour le 2026/08/14