|
|
|
|

Entrée 1  manorisory
Radical  2 sorisory
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
9 Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
10 Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
Explications en anglais  11 to vex, to chagrin [1.7]
Explications en français  12 vexer, agacer [1.8]
Exemples  13  Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy. [2.5]

Mis à jour le 2026/04/20