| Entrée | 1 manosika |
| Radical | 2 tosika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
9 Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna 10 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to shove; to urge
[1.7] |
| Explications en français |
12 pousser
[1.8] |
| Exemples |
13 ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany.
[2.48#126]
14 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174] |
| Combinaisons | 15 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manosika |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 17 mañakosy, 18 mañisoka, 19 manokasy, manosika, 20 masokañy, 21 masokina, 22 misokana, 23 misonàka |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|