|
|
|
|

Entrée 1  manosy
Radical  2 hosy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [mañosy] [Tanala] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78]
9 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
10 Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
11 Mambabo fananana [1.1]
Explications en anglais  12 to trample the mud in ricefields [1.7]
Explications en français  13 piétiner, tremper dans
14 manquer d'égards
15 spolier, confisquer [1.3]
16 piétiner les rizières [1.8]
Exemples  17  Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472#172]
18  Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#]
Synonymes  19 manose
Combinaisons  20  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manosy
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  22 mañiso, manosy, 23 Simona, 24 somina

Mis à jour le 2026/04/22