| Entrée | 1 maodimaody |
| Radical | 2 maody |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
6 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
| Explications en anglais |
7 suspicious, apprehensive
[1.7] |
| Explications en français |
8 soupçonneux, méfiant
[1.8] |
| Synonymes | 9 maody |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|