|
|
|
|

Entrée 1  maotona
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  8 Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona
9 Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany [1.1]
Explications en français  10 modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Synonymes  11 maotina

Anagrammes  12 amotano, 13 antomoa, 14 manotoa, maotona

Mis à jour le 2026/04/22