|
|
|
|

Entrée 1  marary
Radical  2 rary
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
8 Mijaly: Marary ny foko
9 Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1]
Explications en anglais  10 ill [1.7]
Explications en français  11 malade [1.8]
Exemples  12  Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472]
13  Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470]
14  marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131#214]
15  Narary izy (Il était malade) [1.20]
16  Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508]
17  mety halemy be ilay olona ary harary [2.424#131]
Vocabulaire  18  Santé
Combinaisons  19  20 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot marary
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  marary, 21 marira, 22 mirara

Mis à jour le 2026/04/21