|
|
|
|

Entrée 1  marikivy
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  6 Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana [1.1]
Explications en anglais  7 sour, acid [1.7]
Explications en français  8 aigre, acide [1.8]
9 qui a un goût acide, aigrelet [1.196]
Exemples  10  Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany. [2.4#]
11  Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#]

Mis à jour le 2026/04/20