|
|
|
|

Entrée 1  marisika
Radical  2 risika
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako
9 Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [1.1]
Explications en anglais  10 active, earnest [1.2, 1.7]
11 fervent, lively [1.2]
Explications en français  12 zélé [1.3, 1.8]
13 animé, ardent [1.3]
14 actif [1.8]
Exemples  15  marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. [2.996]

Anagrammes  marisika, 16 misarika

Mis à jour le 2026/04/20