|
|
|
|

Entrée 1  masiaka
Radical  2 siaka
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Simple :
5  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Explications en malgache  7 Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
8 Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay [1.1]
Explications en anglais  9 savage, cruel, fierce
10 figuratively: very pungent [1.2#569]
Explications en français  11 cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant) [1.5]
12 qui a un goût piquant, une saveur agressive
13 pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
Exemples  14  Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!... [2.471#41]
15  Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470#144]
Analogues  16  fon' Itrimo, 17  fo vato, 18  lian-dra, 19  lozabe, 20  mahery sata, 21  mamba noana, 22  mangidy, 23  ratsy fo, 24  sakay kely rano, 25  tsy mamela mivalo, 26  tsy mifaditrovana, 27  tsy mitondra roa
Combinaisons  28  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot masiaka
Proverbes  29  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  30 asimaka, masiaka, 31 sakamay

Mis à jour le 2026/04/22