|
|
|
|

Entrée 1  matoky
Radical  2 toky
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
9 Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
10 Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
11 Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1]
12 [Antambahoaka] mino [1.78]
Combinaisons  13  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot matoky
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 kamoty, matoky, 16 mitako, 17 mitoka, 18 motaky, 19 motika, 20 tomika

Mis à jour le 2026/04/21