|
|
|
|

Entrée 1  matory
Radical  2 tory
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary [1.1]
Explications en anglais  9 to sleep [1.7]
Explications en français  10 dormir [1.8]
Exemples  11  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
12  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470#158]
13  na matory na tsy matory, tsy re ny moka. [2.472#173]
14  Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Analogues  15  mandamoka, 16  Mandry, 17  mandry ilika, 18  mandry mihohoka, 19  mandry mihorirana, 20  mandry mitsilany, 21  mibafoka, 22  mibonoka, 23  midaboka, 24  mifonoka
Combinaisons  25  10 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot matory
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  27 marito, 28 Maroty, matory, 29 miotra, 30 mirota, 31 mitôra, 32 mitroa, 33 tarimo

Mis à jour le 2026/04/22