|
|
|
|

Entrée 1  matotra
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  7 Tomady, matanjaka
8 Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? [1.1]
Explications en anglais  9 stout, muscular, powerful [1.2#435]
Explications en français  10 robuste [1.3#438, 1.5#208]
11 musculeux [1.3#438]
12 mûr [1.5#208]
Exemples  13  Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#]
14  Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11]
15  Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260]
Combinaisons  16  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot matotra

Mis à jour le 2026/04/20