|
|
|
|

Entrée 1  mavomavo
Radical  2 mavo
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  5 Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra [1.1]
Explications en français  6 de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé [1.3]
Exemples  7  Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana. [2.131]
8  Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra; [2.324]
9  Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472#225]
Combinaisons  10  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mavomavo
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21